Teny iditra firemarema (remarema)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny olona miremarema, mihaingo amin' ny fitafiana malalaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05