Teny iditra | firavoravoana (ravoravo (ravo)) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fifaliana; misy fifaliana: Andro firavoravoana [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A feast, a celebration [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Festin, réjouissance [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Lahatsoratra | Randzavola: firavoravoana ao amin' ny Baiboly (=> fanasana) | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |