Teny iditra firavaka (ravaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra atao fihaingoana vita amin' ny vato na metaly sarobidy ary amim-pomba voakaly, toy ny kavina, haba...: Misy efatra karazana ny firavaka fitondran' ny Ntaolo nihaingo: ny vakana, ny kavina, ny firavaka fanao amin' ny volo na drakadraka, ary ireo rojo isan-karazany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Jewelry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bijou [1.8]
Ohatra 
1Tena volamena izany, sa firavaka rombahina? [2.1022]
2Ny karazan-bakana dia firavaka tian-dry zareo fatratra. [1.437]
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20