|
|
|
|

Teny iditra 1  firariana
Fototeny  2 rary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ny fandrandranana fampihavanana, famitranana (fihavanana) [1.1]
5 Faniriana ombam-pangatahana amin' ny alalan' ny vavaka [1.1]
Ohatra  6  Maro ireo teny firariana ny fiainan' ny olona tsy ho lavorary. [1.519#]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 fiarirana, firariana

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07