Teny iditra | firaratra (raratra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina miraratra, mihaingo, miravaka [1.1] | |
Teny iditra | firaratra (raratra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Fikopaka (rivotra) [1.78] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Mod. s. from miraratra (raratra).] Prov. for sahafa [1.2] | |
Tovy hevitra | raratra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |