Teny iditra firahalahiana (rahalahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fatoram-pihavanana amin' ny mpirahalahy; fihavanana, fifankatiavana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Brotherhood [1.470]
Fanazavàna teny frantsay Fraternité [1.470]
Ohatra 
1Tsaroana fa misy marina tokoa ny firahalahiana kristiana. [2.356]
2Izy anefa no vavolombelon' ny firahalahiana sy mpandrafitra azy. [1.369]
3Sao heverinareo fa ny matoan-kevitry ny Repoblika Frantsay - Fahafahana, Fitoviana, Firahalahiana -, dia natao ho anareo koa. [2.472]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/17