Entrée fiotrehana (otrika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fipetrahana amin' ny toerana mafana mba ho masaka: Maharitro hafiriana ny fiotrehan' ny akondro ato amin' itỳ efitra itỳ?
¶ Fihibohana an-trano [Rajemisa 1985]

Entrée fiotrehana
Partie du discours nom
Explications en malgache fotoana eo anelanelan'ny fidiran'ny mikrôby sy ny fitrangan'ny aretina [SLP 1986]
Explications en français incubation [SLP 1986]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31