Teny iditra | finjifinjy | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fangirifiriana na fihafihafiana noho ny aretina na ny fitondrana akanjo manery ny tena. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A tremor, a tremulous motion of the body through fear or pain. [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Trémoussement, frémissement causé par la crainte ou la douleur [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/28 |