Teny iditra finengo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Karazam-borona an'ala toa domohina maitso [1.78]
  [Taimoro] Karazam-boromailala maitso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A provincial name for a species of pigeon. Same as fonimaitso [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom d'une espèce d'oiseau, pigeon vert-bleu. (boaka, fitiliadabo). [1.19]
Voambolana 
Tovy hevitra boaka ~ fitiliadabo ~ fonimaitso
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31