Teny iditra Filazantsara
Singan-teny filazana ; tsara
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kafa ilazana ny Evanjely na Evanjily, ny Vaovao mahafaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The Gospels; the New Testament [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Evangile, Nouveau Testament [1.3]
 Nouveau Testament, Évangile [1.5]
Ohatra 
1Ny hitory ny Filazantsara no nifidianana anareo. [2.649]
2amin' ny Filazantsara, rahefa izany dia nivavaka. [2.357]
3Mety koa raha aseho eto ny asan' ny filazantsara any ny amin'ny ankizy. [1.353]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : filazantsara, filazantsaran', filazantsaran-
Tovonana : -pilazantsara, -pilazantsaran', -pilazantsaran-
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03