Entrée | filamatra | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Hazo mahitsy lehibe fitsapan' ny mpandrafitra sy ny mpandatsa-biriky ny fitovian-tantana Zavatra tsara tokony hatao fakan-tahaka: Ny herimpon' izany lehilahy nanao be ho an' ny tanindrazany izany no tokony halainareo ho filamatra [1.1] | |
Explications en anglais | A straight edge. [1.2] | |
A long ruler used in construction work A guideline, a principle [1.7] | ||
Explications en français | Grande règle des charpentiers et maçon Principe, modèle à suivre [1.8] | |
Anagrammes |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |