Entrée filaharana (lahatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fijoroana mitandahatra manaraka tsipika mahitsy
Explications en anglais  [Hallanger 1973] order in rank; a queue of people; a rank or a row
Explications en français  [Hallanger 1974] ordre de rang; rang, alignement
  [SLP 1986] rang, ordre, relation d'ordre
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [FOFAFIPE: Tongavola] aza miala amin'ny filaharana ianao.
2 [Andriamalala: Fanagasiana] Ilana filaharana ve ny mividy zavatra iray?
3 [Baron: Botany] Dia holazaina manaraka izao filaharana izao izy

Mis à jour le 2022/01/16