Teny iditra filafila
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampitambazana, manaiky dia manda indray, ary toy izany hatrany hatrany toy ny te-hampijaly ilay olona ampanantenan-javatra. [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31