Teny iditra fikorotehana (korotika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faharovitana, fahasimbana, fisavorovoroana [1.1]

Teny iditra fikorotehana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Fandrombaka, fifandrombahana, farombaka [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05