Teny iditra fikolokoloana (kolokolo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikarakarana, fitandremana fatratra sy fanaovana izay hahasoa lalandava; fikojakojana, fikalakalana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Traitement, soins [1.13]
Voambolana 

Teny iditra fikolokoloana (kolokolo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiantsoana (ny vorontsiloza) [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31