Entrée fikobahana (kobaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fihetsiketsehana ao anaty zavatra
¶ Fampidiran-drano ao an-tanimbary mba hahatonga zezika an' ireo vody tahombary nojinjaina ka voasoroka

Mis à jour le 2020/07/31