Teny iditra | fikisaka (kisaka) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mikisaka, na mandady amin' ny kibo, mandeha miadana dia miadana [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fikisaka io | ||
Fivaditsoratra | fikasika, fikisaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |