Teny iditra fikatsaoka (katsaoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny zavatra mikatsaoka, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny an' ny zavatra latsaka ao anaty rano na fotaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20