Teny iditra fikapohana (kapoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivelesana, famonoana amin' ny tanana na amin-javatra; fanasaziana, famaizana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Battage [1.13]
Ohabolana 

Teny iditra fikapohana (kapoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaovana fivelezam-bary na fanesorana voan-javamaniry samihafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Batteuse [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31