Teny iditra | fihozohozo (hozohozo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny olona mangozohozo, izany hoe mangovingovitra noho ny harerahana na ny fahanterana ka tsy mahay mihetsika na mamindra tsara [1.1] | |
Tovy hevitra | fangozohozo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |