Teny iditra fihobiana (hoby)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiderana amin' ny akoram-pifaliana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action d’acclamer, le lieu, les circonstances [1.3]
Ohatra Ny antsa dia hira fihobiana sy fanajana ambony izay fan ho an' ny mpanjaka, izay fanaon' ny Tsimandoavavy na ny lakaolina ataon' ny vehivavy rehetra izay lalovan' ny mpanjaka. [1.437]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20