Teny iditra fihisatra (hisatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba famindra miadana tsikelikely, famindrana miadana taikelikely: Endre izany fihisatry ny fotoana rehefa misy zavatra andrasana mafy [1.1]

Teny iditra fîhisatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Frein [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20