Teny iditra fihiforana (hifotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahafenoana, fahatampenana, fahatsentsenana: Tsy azo asiana kavina ny sofinao noho ny fihiforan' ny tevika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05