Entrée fihemorana (hemotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitambotsorana, fanaovana dia mianotra: Efa nampoizina ny fihemoran' ny tafika teo anoloan' ireo fahavalo be fiadiana lavitra noho izy ireo
¶ Fialana; Nahagaga ny olona rehetra ny fihemoran-dRakoto tamin' ny fifidianana
¶ Fisintonana: Naharitra hateloana ny fihemoran' ny rano
¶ Fihenana: Fihemoran' ny vidim-bary izao fararano izao [1.1]
Explications en anglais the act of drawing back; backsliding; a decline [1.7]
Explications en français recul, retrait; déchéance, déclin [1.8]
 reculade [1.66]
Antonymes 
Exemples 
1Ny azo iantsoana ny "raharaha Daewoo" dia niafara tamin' ny fihemorana ankapobe teo amin' ireo antokon' olona roa voakasika. [4.27]
2Tonga ny mpampakatra sy ny mpaka, nefa sampona ny raharaha, ka fara fahatsarany, hahemotra aoriana, raha tsy ho fihemorana mandrakizay! [1.223]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20