Teny iditra fihanaka (hanaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny rano na menaka mihanaka, izany hoe mihahaka eran' ny toerana manodidina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay épanchement, diffusion [1.13]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14