Teny iditra | fihamina (hamina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mihaminkamina, na manao fitafiana tsara [1.1] | |
Tovy hevitra | fihaminkamina | |
Fivaditsoratra | famihina, fihamina, mahanify, manifiha, manihifa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |