|
|
|
|

Teny iditra1  fihainoana (haino)
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haiaina
4  Fitaovana
5  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  6  Fanongilanan-tsofina mba handre; fanekena (fangatahana)
7  fitaovana entina mihaino
8  Fitaovan' ny Dokotera ampiasainy hihainoana ny fitepon' ny fo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  a stethoscope
10  auscultation [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11  L’action d’écouter
12  Cornet acoustique, le stéthoscope [1.3]
13  ouïe
14  écouteur [1.13]
Ohatra  15  Nisy lonilony tamin-dRafotoana koa noho ny lalàna momba ny fihainoana kabary. [2.508]
16  Ny fahasarotan' ny mizara ve hita koa any amin' ny fankamamiana sy ny fihainoana ny hafa? [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/03