|
|
|
|

Teny iditra1  fifoterana (fotitra)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fiverenana amin' ny tena indray ny nataon' ny tena tamin' ny hafa: Namono an' io bibilava io ianao, nefa tsy nahafaty azy: tandremo ny fifoterany aminao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  L’action de se mettre dans un sens opposé, de se retourner contre, l’interversion, le renversement, l’inceste [1.3#189]
Ohatra  5  Teny miainga avy amin' ny fifoterana amin' ny olom-pady na zavatra tsy tokony hatao mihitsy no heno amin' izany. [1.519#]

Fivaditsoratra  6  fiforetana, fifoterana, firefotana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09