Teny iditra | fifidy (fidy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Celui ou ce oui mérite d’être choisi, manière de choisir [1.3] | |
Ohatra | Nangatak' andro hono izy mivady mba hahitana izay ho raisina sy hieritreretany tsara fandrao diso fifidy ka manenina, nefa tsy ho azo averina ny efa vita.
[1.353] | |
Fivaditsoratra | fidify, fifidy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09 |