|
|
|
|

Teny iditra 1  fifanojoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 coïncidence, convergence [1.13]
Ohatra  4  Io finoana ny fisian' ny lahatra io izany dia manampy sy manatevina ny famaritana ny vintana teo aloha izay toa nilaza fa tsy fifanojoana kisendrasendra no ananan-dRa... vintana "V". [2.285#]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how fifanojoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26