Teny iditra | fifanenana (tsena) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fifanojoan' olona roa na maro mihaona amin' ny toerana iray, fihaonana [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | The act of meeting with people [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Action de se rencontrer [1.8] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |