Teny iditra 1/2 fifandraisana (ray)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Cohérence [1.66]
 Liaison, rapport, relation [1.13]
Ohatra 
1Ny Fady dia lalàna fifandraisana no tena dikany. [2.245]
2Tao Amponkarana no nisian' izany fifandraisana izany. [2.366]
Kamban-teny 
Lohateny Tari-dalam-pifandraisana

Teny iditra 2/2 fifandraisana (ray)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fifampitohizana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Connexion électrique [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10