Teny iditra fifampisehoana (seho)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Eo anoloan'ny toe-javatra toy izany dia tsy misy fomba hifankalalana afa-tsy ny fifampisehoana kara-panondro. [2.583]
Haiendriteny 
Tsotra : fifampisehoana, fifampisehoako, fifampisehoanao, fifampisehoany, fifampisehoantsika, fifampisehoanay, fifampisehoanareo, fifampisehoan', fifampisehoan-, fifampisehoam-, fifampisehoa-
Tovonana : -pifampisehoana, -pifampisehoako, -pifampisehoanao, -pifampisehoany, -pifampisehoantsika, -pifampisehoanay, -pifampisehoanareo, -pifampisehoan', -pifampisehoan-, -pifampisehoam-, -pifampisehoa-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20