Teny iditra fifamonoana (vono)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Ady sy fifamonoana mihitsy aza aloha no atao satria izay ihany no là [2.285]
2Nisy fifamonoana koa tao Matitanana taorian' ny nanorenana ny trano vato izay zary fonenan' ny mpihavy. [2.366]
Haiendriteny 
Tsotra : fifamonoana, fifamonoako, fifamonoanao, fifamonoany, fifamonoantsika, fifamonoanay, fifamonoanareo, fifamonoan', fifamonoan-, fifamonoam-, fifamonoa-
Tovonana : -pifamonoana, -pifamonoako, -pifamonoanao, -pifamonoany, -pifamonoantsika, -pifamonoanay, -pifamonoanareo, -pifamonoan', -pifamonoan-, -pifamonoam-, -pifamonoa-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20