Teny iditra fifamonjena (vonjy)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Nanao fifanekena koa ny Fokonolona izay natao hoe dina satria andraikiny ny fifanampiana sy fifamonjena raha misy fahatairana toy ny hain-trano, fefiloha vaky, halatra. [2.113]
Haiendriteny 
Tsotra : fifamonjena, fifamonjeko, fifamonjenao, fifamonjeny, fifamonjentsika, fifamonjenay, fifamonjenareo, fifamonjen', fifamonjen-, fifamonjem-, fifamonje-
Tovonana : -pifamonjena, -pifamonjeko, -pifamonjenao, -pifamonjeny, -pifamonjentsika, -pifamonjenay, -pifamonjenareo, -pifamonjen', -pifamonjen-, -pifamonjem-, -pifamonje-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20