Teny iditra | fierotra (erotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny olona mierotra, izany hoe mamoaka feo mafy toa mitrona avy any an' orona eo am-patoriana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de ronfler [1.3] | |
Ohatra | Tsy nangina anefa : fierotra ohatra ny reok' omby vonoina izany no nandimby ny fitabatabany.
[2.4] | |
Fivaditsoratra | atrefory, fierotra, fireotra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |