Entrée fieritreretana (eritra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiasan' ny saina mangina mamakafaka sy mandinika zavatra: Tsy ampy fieritreretana ianao, anaka [Rajemisa 1985]
Explications en anglais mulling things over; the conscience [Hallanger 1973]
Explications en français action de réfléchir; la conscience [Hallanger 1974]
 réflexion [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Ny fieritreretana no milaza ny fahamarinan'izany. [Razoharinoro: Soratra]
2izany ary tsy ilana fieritreretana kely akory izany. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso]
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2022/01/12