Teny iditra | fibohaka (bohaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fisavovona (fiteny indrindra amin' ny zavatra mihofakofaka sy miefakefaka):
Mahatsikaiky ny fibohaky ny volon' io zazalahy io Fandanilaniana foana, fanobatobana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |