Teny iditra fiatoana (ato)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A pause [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pause, interruption [1.8]
Ohatra 
1Reraka tokoa ny tany raha volena tsy misy fiatoana toy izany. [2.117]
2ny rahona mandraraka azy tsy manantena fiatoana, fa mikitroka manjabe. [2.285]
3Izany no fihetsiky ny fiovam-penitra ara-kolontsaina tsy misy fiatoana. [1.369]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14