Teny iditra fiangonan > fiangonana (angona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Trano fivahana ivorian'ny kristianina mba hanaovana fombam-pivavahana isan-karazany: lasa any am-piangonana izy
Ny fitambaran'ny kristianina manaiky lehibe tokana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The church; the people who assemble regularly together for worship. [1.2]
Ohatra 
1Dia neken'ny fiangonana izany [2.59]
2Firy re no Fiangonana toy izany ankehitriny? [2.649]
Kamban-teny 
Lohateny Ny Fiangonana eo amin'ny Fiaraha-monina eto Madagasikara
Ny Tantaran'ny Fiangonana
Lahatsoratra 
Sary 

Fivaditsoratra 