Teny iditra fiamboniana (ambony)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetra maha-ambony, fahamboniana, fiandrianana: Ny fiambonian' ny mpanoro lalana ny vahoaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Exaltation in rank, showing forth of one's rank or position. [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31