Teny iditra fiambohoana (voho)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitodihana ka ny ivoho no atao manoloana olona; fandosirana
Fahafatesana (raha andriamaniaka na olona ambony no tenenina) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20