Teny iditra | fialahilahy (ialahilahy (ialahy)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mialahilahy, manao ialahy rehefa miteny amin' olona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de tutoyer, celui qui mérite d'être tutoyé [1.3] | |
Fivaditsoratra | fialahilahy, fihalihalia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09 |