Teny iditra | fiakatra (akatra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina miakatra, misondrotra avo: Toy izao no fiakatra amin' itỳ tohatra ity [1.1] | |
Fivaditsoratra | fiakatra, katrafay, tafarika, takifara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |