Teny iditra fiaimpiainana
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Manampy an' ireo koa anefa ireo sombin-dahatsoratra tena mbola vao-vao mitantara na maneho ny fiaimpiainana ankehitriny. [2.285]
2Novolavolaina hahatantaran'ny zaza frantsay teraka taty am-pitan-dranomasina ny fiaimpiainana any Frantsa sy izay andrasan'ny Frantsay aminy. [2.503]
Zanakanarana Ny Fiaimpiainana Malagasy (Rabenandrasana Lalao François)

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08