Teny iditra fiabily (abily)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny olona miabily, izany hoe miandevo fanahy, tsy manaja tena, mivarina, mikororosy fahana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20