Teny iditra fetr' andro
Singan-teny fetra ; andro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy A time limit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Limite de temps [1.8]
Ohatra Ny trosan-kaba amin' ny TVA izay tsy nanaovana fangatahana famerenana tao anatin' ny telo volana manaraka ny fetrandro dia tsy azo anaovana famerenana intsony fa azo hampidirina ho fandaniana kosa. [1.384]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20