Teny iditra fenjao (fenja)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fenjana sy fenjaina [fitanisana]
Ohatra Fenjao ao am-pahitra ao ireo omby ireo fa be, hono, ny mpangalatra omby [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05