Entrée |
fenitra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny tsorak' ahitra efatra alahatra voalohany, atao mitanam-bokovoko, dia ireo no fototra anombenana ny rary amin' ilay harona na sobika atao [1.10]
|
| Ireo soritra amin' ny rary mifanipaka, izay toa mahavita sary [1.1]
|
Explications en anglais | Four strips of rush placed diagonally at the bottom of a basket, etc., extending from corner to corner, and forming a foundation on which the basket is plaited [1.2]
|
Explications en français | Raies des nattes dirigées dans un sens différent et formant des dessins [1.3]
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
fenitra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanorenana, fiandohana Ny fandimbiasana ara-dalàna tsy miovaova ny taranaky ny mpanjaka teto amin' ny Fanjakana Malagasy izy;
koa na ny mpanjaka na ny vahoaka dia samy tsy misy mivadibadika na mikorontana, fa misy fitohizana
ara-dalàna hatrany [1.10]
|
| Fomba fanao, indrindra izay mikasika fifandraisan' ny vahoaka sy ny andriamanjaka fahizay: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra [1.1]
|
Explications en anglais | Foundation, origin, first cause, etc. This word is also used to express the continuous succession to the sovereignty of a dynasty, as: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra (The people have no change in the succession) [1.2]
|
Explications en français | Coutume, usage Ce qui s'est fait dans les temps passés de peuple à souverain et de souverain à peuple [1.3]
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples |
1 | Koa samia mitandrina ianareo mba tsy hanova fenitra izao tany ipetrahanareo izao.
[2.508]
|
2 | tsy maintsy mitovy ny fenitra andanian' ny Antenimiera roa tonta ny lalàna fehizoro mikasika ny Antenimierandoholona.
[1.320]
|
|
Proverbes |
|