Teny iditra fendrotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fananana endrika miketrona noho ny fahoriana mahazo na fanaintainana amin' ny aretina. [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31